Le coin du Shop

Le coin du Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le coin du Shop, Wholesale & Supply Store, Antananarivo.

20/08/2026

PROMOTION GOAVANA
LEO KIRARO MIPARITAKA AO AN-TRANO VE
Ity ÉTAGÈRE DE RANGEMENT 6 & 8 NIVEAUX
PRIX PROMO :
Prix:8 niveaux : 60.000 AR
MAZAKA KIRARO MARO BE
Rideau plastique / miaro amin'ny vovoka
Acier inoxydable/matanjaka
Mora atambatra & démontable
Mety amin'ny kiraro, sacs, vêtements & accessoires
LIVRAISON TANA & PROVINCE
034 754 7118 / 033 468 76835
Vitsy ny stock ! Aza miandry ho lany vao hanafatra

SÉCHOIR MULTIFONCTION & PORTE-MANTEAUX           VIDE STOCK : 50.000 AR FOTSINY!  Refiny : 1m35 × 1m35 × 50cm Loko : Noi...
19/08/2026

SÉCHOIR MULTIFONCTION & PORTE-MANTEAUX
VIDE STOCK : 50.000 AR FOTSINY!
Refiny : 1m35 × 1m35 × 50cm
Loko : Noir
Te hanamaina lamba sy handamina akanjo nefa tsy maka toerana be? Ity séchoir multifonction ity no vahaolana!
2 asa ao anaty iray : fanantonana lamba + porte-manteaux
Matanjaka be, vita amin’ny métal matevina
Mahazaka lamba maro
Mafy tsara ary tsy mora mihozongozona
Mora ampiasaina sy mitsitsy toerana
Mety tsara ho an’ny trano, appartement, boutique, pressing...
Livraison misy Tana & provinces
Alefaso Inbox izao ny commande-nao!
034 75 471 18 / 033 46 768 35
STOCK LIMITÉ — Aza tara fa mety ho lany!

18/08/2026

PROMOTION – DÉPLACEMENT MOBILE
Support de base à roulettes – 30.000 Ar la paire !
Sahirana mitady fomba hamindrana entana mavesatra? Ity no vahaolana!
Mahazaka hatramin’ny 200 KG
Roulette matanjaka, mora ahodina
Azo réglena ny halavany arakaraka ny haben’ilay entana
Manamora be ny famindrana frigidaire, armoire, table, meuble, machine à laver, sns.
Mora ampiasaina ary azo ampiasaina imbetsaka
Aza mbola sahirana mitondra entana mavesatra! Ataovy mora sy haingana ny déplacement.
PRIX PROMO : 30.000 Ar / PAIRE
Commande : 034 75 471 18 / 033 46 768 35🚴‍♂️ Manao livraison à domicile sy mandefa any amin’ny faritra rehetra.

16/08/2026

ÉPLUCHEUR MULTIFONCTION 3-EN-1
PRIX:20 000 AR LES 2 PIÈCES
3 fonctions en 1 seul lot !
Épluche facilement les fruits & légumes
Coupe en julienne pour de belles préparations
Décapsuleur intégré
Lames en acier inoxydable + manche en bois
Pratique, solide et facile à utiliser au quotidien !
Un petit accessoire indispensable dans votre cuisine !
📲
Jp pour confirmer votre commande 034 75 471 18 / 033 46 768 35
LIVRAISON TANÀ & PROVINCE Manao livraison mandefa any amin’ny faritra

MANDALO TSARA SY MORA FA ARARAOTYKOPY  DELISOGA + SOUS-TASSE + PORTE KOPY SET COMPLET      PROMO SET COMPLET : 60.000 Ar...
16/08/2026

MANDALO TSARA SY MORA FA ARARAOTY
KOPY DELISOGA + SOUS-TASSE + PORTE KOPY SET COMPLET
PROMO SET COMPLET : 60.000 Ar / 13 pièces
Kopy + Sous-tasse : 40.000 Ar
Porte kopy : 25.000 Ar
Ataovy manja kokoa ny fotoana fisotroanao café!
Kopy Delisoga en verre 190 ml
6 Kopy + 6 Sous-tasse + 1 Porte kopy
Verre matevina be, mahatanty rano mangotraka
Porte kopy pratique, mandamina tsara lakozianao
📞 Commande : 034 75 471 18 / 033 46 768 35

PROMOTION À NE PAS RATER !  BOL EN CÉRAMIQUE + COUVERCLE HERMÉTIQUE           3 PIÈCES SEULEMENT À 35 000 AR !      SET ...
14/08/2026

PROMOTION À NE PAS RATER !
BOL EN CÉRAMIQUE + COUVERCLE HERMÉTIQUE
3 PIÈCES SEULEMENT À 35 000 AR !
SET DE 3 PIÈCES : 2,6L – 26 × 10 cm
1,8L – 24 × 9 cm
1,1L – 22 × 8 cm
PRIX PROMO : 35 000 AR / 3PCS
Leo ve ny sakafo miparitaka na tsy voatahiry tsara ao an-dakozia?
Leo boîtes mora vaky sy mora simba?
ÉLÉGANT • SOLIDE • PRATIQUE • HYGIÉNIQUE
Céramique de qualité – mafy sy mateza
Couvercle hermétique – mihidy tsara, manampy hitazona ny fraîcheur
Misy soupape d’aération – mora ampiasaina
Mety amin'ny sakafo isan-karazany
Mora diovina;tsy mitazona loto
Tena tsara apetraka anaty frigo sy amin’ny latabatra
Sady pratique no manome endrika classe ny cuisine
Stock limité — aza miandry ho lany vao mitady!
Commande maintenant ary ataovy milamina sy classe kokoa ny cuisine-nao!
0347547118/0334676835
Manao livraison mandefa any aminy faritra

13/08/2026

ARRIVAGE VAOVAO — MACHINE À LAVER PORTABLE 9L
VIDINY : 90.000 AR MONJA
Leo sasatra manasa lamba amin’ny tanana ve ianao/Tsy dia manam-potoana hanasana ilay kojakoja kely isan-karazany
Ity no vahaolana kely, pratique ary tena ilaina ao an-trano!
MACHINE À LAVER PORTABLE 9L ✨
Mahazaka hatramin’ny 9L
Mora ampiasaina
Tsy maka toerana be
Azo afindra mora foana
Tena pratique ho an’ny lamba madinika, sous-vêtements, chaussettes, vêtements de bébé,slip;soutien; bakiraro sns.
Raha te hitsitsy fotoana sy hampihena ny asa fanasana ianao, aza avela handalo fotsiny ity!
Commande / Réservation :
034 75 471 18/ 033 46 768 35
Stock limité — izay tonga aloha no mahazo!

13/08/2026

DÉSTOCKAGE GOAVANA!
ÉTAGÈRE RANGEMENT CUISINE
8 NIVEAUX: 35 000Ar MONJA!
4 NIVEAUX :28 000Ar FOTSINY
Kalitao tsara + Vidiny tena mora = 35 000Ar MONJA & 28 000Ar
Tsy mila miady amin'ny vilany, lapoaly ary vilia miparitaka intsony! Ity étagère ity no hanova ny endriky ny lakozianao ao anatin'ny fotoana fohy.
8 NIVEAUX : 4 eo anoloana + 4 eo aoriana
Azo ametrahana vilany, lapoaly, sarom-bilany
Azo ampiasaina ho fitoeram-bilia ihany koa
Vy matevina sy matanjaka be, mahazaka entana mavesatra
Mitsitsy toerana ary mampilamina ny lakozia
Mora apetraka, maharitra ampiasaina ary tsy mora harafesina
Voafetra ny stock! Aza tara sao lany!
034 754 7118 / 033 467 6835
Livraison partout à Madagascar

11/08/2026

SACHETS DE CONSERVATION ALIMENTAIRE
200 PCS = 20 000 AR FOTSINY
200 pièces ao anaty lot
Efa miaraka aminy fampirimana azy/mbola azo averina ampiasaina rehefa nampiasana teo aloha
Ho an'ny fruits /Ho an'ny légumes / Ho an'ny sakafo sy aliments isan-karazany/ Manampy hitazona ny sakafo ho madio sy voalamina
Mora ampiasaina ary tena pratique ao an-dakozia
COMMANDE :
034 754 7118 / 033 468 6835
Manao livraison & mandefa any amin'ny faritra
20 000 AR monja ny 200 PCS — aza tara!

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le coin du Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share