11/07/2026
Salama aby oh ✨
Cours de vacances indray eh, ho anao izay te- hampanao activités ny zanakao mba ampitombony ny niveau sy fahaiza-miaina miaraka amin'ny École privée Ravinala🌴😊
izay ahitanao ireto manaraka ireto :
🪁 Art plastique
🚫 Éducation civique ( fahaizamiaina)
🇺🇸 Anglais parlé
Ary tsy latsan-danja amin'izany ny Éducation de bienveillance sy ny montessori.
Ireo rehetra reo dia amin'ny sarany 20.000 ar monja.
⏳Fidirana : Lundi 20 juillet 2026
☎️info: 034 06 485 96 ou 033 80 118 14
page : ONG Aina Ravinala
Eliane Rafaramalala
Fenotina Razafimanana
English with Fenotina
Tsitsii Rubiniah