MADIO Vovon-tsavony

MADIO Vovon-tsavony Pejy manokana ho an’ny Vovon-tsavony MADIO sy ny mpanjifa azy, natao ifanakalozana hevitra, vaovao sy zay mety ho hevitra sy fikafika mety ampiasana azy

Ny vovon-tsavony MADIO dia iray amin’ireo vokatra ataon’ny orinasa Savonnerie Tropicale izay anisan’ny orinasa tena Malagasy mbola mijoro sy mamaly ny fangatahan’ny tsena Malagasy ankehitriny. Efa am-polo taonany maro izay no nisian’ny vovon-tsavony MADIO nefa mbola manohy mampiasa azy foana ihany ny taranaka maro mifandimby. Porofo izany fa tsy mety lefy laza ny MADIO ary nihatsara hatrany ny kal

itaony. Isaorana betsaka anareo mpanjifa antom-pisianay izany fahatokisana nomenareo anay izany satria raha tsy eo ianareo dia zava-poana ihany ny vokatra vitanay. Maro tokoa ny karazam-bovon-tsavony efa hita eny amin’ny mpivarotra ankehitriny fa izahay kosa nefa dia sahy mirehareha fa ny vovon-tsavony MADIO dia nanaja sy manaja ary mbola hanaja hatrany ny fenitra ara-pamokarana, fa indrindra ara-pahasalamana, rehetra natao hitsinjovana anareo mpanjifa. Manasa anareo haneho hevitra, hizara sy hitantara izay tranga hitanareo na efa niainanareo niaraka tamin’ny vovon-tsavony MADIO. Izahay kosa dia mampanantena anareo fa hizara hatrany izay vaovao rehetra manodidina ny vovon-tsavony MADIO ary hamaly hatrany izay mety ho fanontaniana manitikitika anareo.

🧺🎶 Isaky ny mahita na mampiasa ny MADIO Vovon-tsavony isika dia toa tsy mety afaka ao am-bava mihitsy ilay hira amin’ny ...
14/08/2026

🧺🎶 Isaky ny mahita na mampiasa ny MADIO Vovon-tsavony isika dia toa tsy mety afaka ao am-bava mihitsy ilay hira amin’ny dokambarotra fahiny. 😍🎶
💭 Fahatsiarovana mamy mipetraka foana… ❤️

👉 Ianareo koa ve mbola mahatadidy ? 🎶🥰

🏡 Karô maloto sy tsy mamirapiratra ?👀 Rehefa te hahita karô madio sy mamirapiratra ianao, tsy mila mitady lavitra intson...
11/08/2026

🏡 Karô maloto sy tsy mamirapiratra ?

👀 Rehefa te hahita karô madio sy mamirapiratra ianao, tsy mila mitady lavitra intsony.

🫧🪣Ny MADIO Vovon-tsavony dia efa vonona hanampy anao.

💥 Tsy natao hanasana lamba fotsiny izy, fa azo ampiasaina ihany koa hanadiovana ny karô, ny balatum ary ireo fitaovana maro ao an-tokantrano.

📣 Manasa anao izahay hitsidika ny tranohevan’ny Savonnerie Tropicale S.A eny amin’ny FIER-MADA 2026 manomboka anio 05 ha...
05/08/2026

📣 Manasa anao izahay hitsidika ny tranohevan’ny Savonnerie Tropicale S.A eny amin’ny FIER-MADA 2026 manomboka anio 05 hatramin’ny 09 Aogositra 2026 ao amin’ny Stade Makis Andohatapenaka.
📍Stand n°379

💥Ahitanao ireo karazana savony maro vita Malagasy sy ireo karazana vovon-tsavony Madio Citron sy Grains Bleus ary ilay vokatra vaovao vovon-tsavony Madio Max.

Miandry anao ety amin'ny foara 𝗙𝗜𝗘𝗥 𝗠𝗔𝗗𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟲 izahay ato amin'ny Savonnerie Tropicale.

Fotoana iray anararaotanao sy hanjifanao ireo karazana savony vita Malagasy 🇲🇬, manana kalitao tsara ary mifanaraka amin’ny filànao.

📢 Tongava ary mitsidika ny tranoheva misy anay
📍ao amin'ny Stade Makis Andohatapenaka
📅 manomboka anio 05 ka hatramin'ny 09 Aogositra 2026
🎪Stand n°379
🎟️ Maimaim-poana ny fidirana an.🤗

⚽ Tsy mora ny ady eny an-kianja, indrindra ho an'ireo mpankafy baolina kitra izay tena mihetsika sy mientanentana mandri...
09/07/2026

⚽ Tsy mora ny ady eny an-kianja, indrindra ho an'ireo mpankafy baolina kitra izay tena mihetsika sy mientanentana mandritra ny lalao. Fa mora diovina kosa ny akanjo rehefa sasana amin'ny Vovon-tsavony Madio. 💥🫧

🔥 '𝐙𝐚𝐧𝐲 𝐞𝐨 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚 ...𝐕𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐡𝐢𝐣𝐞𝐫𝐲 𝐛𝐚𝐨𝐥𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐢𝐨 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚?

🇫🇷 𝐅𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 🆚 𝐌𝐚𝐫𝐨𝐜 🇲🇦

🏆 Samy manana ny heriny sy ny mpankafy azy ireo ekipa roa tonta ireo.
𝐈𝐳𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐨 𝐡𝐞𝐯𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐭𝐲 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐠𝐨𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐭𝐲?

💬Soraty ao amin'ny commentaires.👇






⚽🔥🌍

Arabaina isika Malagasy rehetra tratry ny fetin’ny Fahaleovantena. 🇲🇬
26/06/2026

Arabaina isika Malagasy rehetra tratry ny fetin’ny Fahaleovantena. 🇲🇬



MADIO Grains Bleus 🇲🇬Safidio ny Vovon-tsavony MADIO, vokatra Malagasy reharehantsika rehetra.Mitazona hatrany ny kalitao...
15/06/2026

MADIO Grains Bleus

🇲🇬Safidio ny Vovon-tsavony MADIO, vokatra Malagasy reharehantsika rehetra.

Mitazona hatrany ny kalitaony tsy miova, mba hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa.🧺



✨ 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐯𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐲 𝐢𝐧𝐭𝐬𝐨𝐧𝐲 𝐯𝐞 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐨?👉 Madio Grains Bleus no tsiambaratelo: 🔵Misoroka ny fahamavoan’ny lamba r...
23/04/2026

✨ 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐯𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐲 𝐢𝐧𝐭𝐬𝐨𝐧𝐲 𝐯𝐞 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐨?

👉 Madio Grains Bleus no tsiambaratelo:

🔵Misoroka ny fahamavoan’ny lamba rehefa sasana💦 matetika.

📍 Hita eny amin’ireo toeram-pivarotana mahazatra anao.


𝐌𝐀𝐃𝐈𝐎 𝐂𝐈𝐓𝐑𝐎𝐍 🍋🚗 Vovon-tsavony mamela hanitra citron mamerivero sy mahafinaritra ao anaty fiaranao.💥 Manadio 💯% no sady m...
09/04/2026

𝐌𝐀𝐃𝐈𝐎 𝐂𝐈𝐓𝐑𝐎𝐍 🍋

🚗 Vovon-tsavony mamela hanitra citron mamerivero sy mahafinaritra ao anaty fiaranao.

💥 Manadio 💯% no sady mampamiratra ny vatan’ny fiaranao.

📍Jifao amin’ny vidiny mirary hatrany ny vokatra fampiasanao andavanandro eny amin’ireo toeram-pivarotana Supermaki, Shop Liantsoa, Super U, Jumbo Score, Carrefour , mpaninjara mahazatra anao ary ety amin’ny foibe.


🚗 Finaritra ny lokon'ny fiaranao ary vao mainka mitombo lanja izy rehefa madio .🟡Ny madio vovon-tsavony no tsiambaratelo...
09/03/2026

🚗 Finaritra ny lokon'ny fiaranao ary vao mainka mitombo lanja izy rehefa madio .

🟡Ny madio vovon-tsavony no tsiambaratelon'ny famirapiratry ny fiaranao.



Address

Zone Industrielle Nord, Rue Rainivoninahitriniarivo, Ankorondrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261202225324

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MADIO Vovon-tsavony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category