14/11/2026
SERABEN'NY ASA 2026 eto Mahajanga
Mitady asa, fianarana asa, sa te ho mpandraharaha ve ianao?
Tongava amin'ny Seraben'ny Asa (JOB FAIR)
Hisy ny:
👉 Fihaonana mivantana amin'ireo mpampiasa.
👉 Atrik'asa maimaim-poana hanatsarana ny CV sy hiomanana amin'ny resadresaka alohan'ny asa (entretien d'embauche).
Fotoana : 20, 21, 22 Novembre 2026
Toerana : Collège Montfort Saint Gabriel - Mahajanga
💥 Ilazao ny namanao