Tsara Biscuits 501

Tsara Biscuits 501 🍪 Biscuits artisanaux fabriqués avec passion

🍪✨ Tsara Biscuits tonga ao Antsirabe! ✨🍪🎉 Mandritra ny Grande Foire de la Rentrée Antsirabe📅 28 Août – 02 Septembre 2026...
28/08/2026

🍪✨ Tsara Biscuits tonga ao Antsirabe! ✨🍪

🎉 Mandritra ny Grande Foire de la Rentrée Antsirabe

📅 28 Août – 02 Septembre 2026
📍 Stand mahazatra antsika

Tongava manandrana ireo biscuits matsiro 😋❤️
✨ Vanille • Coco • Chocolat • Au lait • Ananas

🍪 Biscuits amidy amin’ny KILO sy sachet 250g
❤️ Tsiro matsiro, kalitao ary fitiavana isaky ny kaika iray!
📞 Antsoy izahay: 034 93 773 15
037 21 900 43

Tsara Biscuits — Ny tsiro ankafizin’ny fianakaviana rehetra 🍪❤️

Hello Majunga 🥰 🍪✨ Biscuits 501 ao amin’ny Festival Miara-Miabô Majunga! ✨🍪📅 27–30 Août 2026📍 Village Touristique Majung...
28/08/2026

Hello Majunga 🥰
🍪✨ Biscuits 501 ao amin’ny Festival Miara-Miabô Majunga! ✨🍪

📅 27–30 Août 2026

📍 Village Touristique Majunga — Stand 57

Tongava mitsidika anay e! 😋❤️

🍪 Biscuits matsiro amidy amin’ny kilo
✨ Parfums maro: Vanille • Chocolat • Coco • Au lait • Ananas…
🎁 Misy koa Cacapigeon sy Voandalana en sachet 250g

❤️ Ny tsiro mampiray ny fianakaviana rehetra!



Hello Majunga 🥰 Devant bazar Mahabibo izahay androany 22 Août sy rahampitso Alahady 23 Août 2026.
22/08/2026

Hello Majunga 🥰

Devant bazar Mahabibo izahay androany 22 Août sy rahampitso Alahady 23 Août 2026.

22/08/2026

Hello Majunga 🥰

Devant bazar Mahabibo izahay androany 22 Août sy rahampitso Alahady 23 Août 2026

🇲🇬RODORODON’NY TANTSAHA ANDIANY FAHA-4 🇲🇬📍 Kianja Maki – Stand 233📅 19 – 23 Août 2026🍪 Mitondra ho anareo ny tsiro ankaf...
18/08/2026

🇲🇬RODORODON’NY TANTSAHA ANDIANY FAHA-4 🇲🇬
📍 Kianja Maki – Stand 233

📅 19 – 23 Août 2026

🍪 Mitondra ho anareo ny tsiro ankafizin’ny rehetra ny Biscuits 501 ✨

Biscuits amidy amin’ny kilo, miaraka amin’ireo parfums maro samihafa 😋

Fa tsy mijanona eo ihany… misy koa ny

Cacapigeon sy Voandalana izay efa mahazatra sy tian’ny maro ❤️

🇲🇬 Manjifa ny vita Malagasy, manohana ny mpandraharaha Malagasy!

Ny vokatra eto an-tanintsika no mampiray sy mampandroso antsika 🤝

👉 Tongava mitsidika anay Stand 233 ao Kianja Maki

🍪 Tsara biscuits 501 – Ny tsiro mampiray ny fianakaviana ❤️





🌴 GRANDE BRADERIE DE VACANCES À MAJUNGA 🌴📅 15 Août au 30 Août 2026🍪 BIENVENUE CHEZ TSARA BISCUITS 🍪Venez découvrir nos d...
16/08/2026

🌴 GRANDE BRADERIE DE VACANCES À MAJUNGA 🌴
📅 15 Août au 30 Août 2026

🍪 BIENVENUE CHEZ TSARA BISCUITS 🍪

Venez découvrir nos délicieux biscuits, une gourmandise pour toute la famille ❤️

✨ Biscuits au kilo : 20 000 Ar

✨ Cacapigeon & Voandalana 250g seulement 5 000 Ar

😋 Plusieurs parfums au choix :
🍫 Chocolat • Vanille • Coco • Café • Au lait • Ananas •

📍 Retrouvez-nous à la braderie
Devant Saint Gab – En face Avion

➡️ Juste en face La Gourmandise

💚 Biscuits 501 – Le goût qui rassemble toute la famille 💚

📢 Avy eto Antsirabe izahay no faly mitondra anareo ny tsiro mamy sy matsiro ❤️Mandray anjara amin’ny FOIRE VAK’RANTY iza...
13/08/2026

📢 Avy eto Antsirabe izahay no faly mitondra anareo ny tsiro mamy sy matsiro ❤️

Mandray anjara amin’ny FOIRE VAK’RANTY izahay 🥳

📅 13 – 16 Août 2026
📍 Stand N°144
Tongava mitsidika anay ary manandrama ireo biscuits matsiro amidy amin’ny kilo 😋🍪
✨ Misy parfums maro :
🍫 Chocolat • 🍦 Vanille • 🥥 Coco • ☕ Café
🥛 Au lait • 🍍 Ananas •
💰 20 000 Ar / kilo ihany

🍪 Le goût qui rassemble toute la famille

📌 FOIRE VAK’RANTY – Stand N°144

Tongava maro ary hizara tsiro mamy miaraka aminay 🤗



📢✨ TOAMASINA 😍✨🍪TSARA BISCUITS 501 dia faly mandray anjara amin’ny SHOPPING VACANCES & DIVERTISSEMENTS 🥳🎉📅 12 – 16 Août ...
13/08/2026

📢✨ TOAMASINA 😍✨
🍪TSARA BISCUITS 501 dia faly mandray anjara amin’ny SHOPPING VACANCES & DIVERTISSEMENTS 🥳🎉
📅 12 – 16 Août 2026

📍 Esplanade de la Mairie Toamasina (en face de la Gare)
📌 Stand N°26

Tongava mitsidika anay ary manandrama ireo biscuits matsiro amidy amin’ny kilo 😋🍪
✨ Parfums maro azo isafidianana :
🍫 Chocolat | 🍦 Vanille | 🥥 Coco |
🥛 Au lait | 🍍 Ananas |

💰 20 000 Ar / kilo ihany ❤️
Ho an’ny ankizy, ny fianakaviana ary ireo tia tsiro tsara…

🍪 Tsara Biscuits 501 – Le goût qui rassemble toute la famille 👨‍👩‍👧‍👦✨

🎁 Entrée gratuite ! Tongava maro
ary aza adino ny Stand N°26 🤗





📢✨ FOIRE BE SATRANA MAHAJANGA ✨📢Tonga indray ny fotoana hihaonana! 🥰Hahita anay ao amin’ny Foire Be Satrana izahay manom...
07/08/2026

📢✨ FOIRE BE SATRANA MAHAJANGA ✨📢
Tonga indray ny fotoana hihaonana! 🥰

Hahita anay ao amin’ny Foire Be Satrana izahay manomboka ny 07 hatramin’ny 15 Août 2026 📅

📍 Toerana: Maison de la Culture Mahajanga

🍪 Biscuits matsiro amidy amin’ny kilo sy sachet, misy tsiro maro ho ankafizin’ny fianakaviana rehetra ❤️

👉 Tongava maro, fa ny tsiro tsara no mampiray! 😋

✨🍪 FIER MADA 27ᵉ ÉDITION – KIANJA MAKI 🍪✨😍 Mitady biscuits matsiro, manara-penitra ary tian’ny fianakaviana rehetra ve i...
05/08/2026

✨🍪 FIER MADA 27ᵉ ÉDITION – KIANJA MAKI 🍪✨
😍 Mitady biscuits matsiro, manara-penitra ary tian’ny fianakaviana rehetra ve ianao?

Tongava ao amin’ny stand Tsara Biscuits!

❤️Karazana tsiro maro no miandry anao:
🍫 Chocolat
🥥 Coco
☕ Café
🍪 Vanille

🥛 Au lait
🍍 Ananas



🎁 Biscuits amidy amin'nykilo : ⚖️ 20 000 Ar kilo manome lanja izay mety aminao ♥️

ary tsy adino ny Cacapigeon sy Voandalana 😋5000 ariary sachet de 250 grs

📍 Raha miditra amin’ny vavahady fidirana ianao, mivilia miankavanana (à droite), eo akaikin’ny Miel de Mada no ahitana anay 🍯🍪

📅 05 – 09 Août 2026
📌 FIER MADA 27ᵉ édition – Kianja Maki












Address

Toamasina

Telephone

+261349377315

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Biscuits 501 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsara Biscuits 501:

Shortcuts

Share