Mponina Analamanga

Mponina Analamanga 🇲🇬"Ny fahadiovam-po,
no fototry ny fifampitokisana."🇲🇬

🚨 LOZA NAMPALAHELO TANY ANTSAHAMBILO, KAOMININA IVATONitrangana hain-trano nahafatesana olona roa ny alin'ny 04 Aogositr...
05/08/2026

🚨 LOZA NAMPALAHELO TANY ANTSAHAMBILO, KAOMININA IVATO
Nitrangana hain-trano nahafatesana olona roa ny alin'ny 04 Aogositra 2026 tao Antsahambilo, Kaominina Ivato. Loza nahatsiravina izay niteraka fahafatesana🕊️ sy faharavan'ny fananan'ireo fianakaviana niharam-boina💔
Ny marainan'ity andro ity dia tonga nankahery sy niombom-pahoriana tamin'ireo fianakaviana niharam-boina Ramatoa Lehiben'ny Faritra Analamanga, .🙏 Nanolotra fanampiana ho fanohanana ireo traboina sy ireo very fananana noho ity loza ity ihany koa izy.🙏
Manoloana izao voina izao dia miara-ory amin'ireo fianakaviana namoy havana sy ireo rehetra voakasik'izany izahay🕊️. Mirary fiononana sy hery ho anareo rehetra.🕊️

‎🇲🇬🥰Migadona eto Manjakandriana indray ny Faritra Analamanga, tarihin-dRamatoa Lehiben'ny Faritra, RAHARINIRINA Clémence...
04/08/2026

‎🇲🇬🥰Migadona eto Manjakandriana indray ny Faritra Analamanga, tarihin-dRamatoa Lehiben'ny Faritra, RAHARINIRINA Clémence🥰🙏.

‎Tonga teto amin'ny Distrikan'i Manjakandriana androany ny Faritra Analamanga nitondra fitaovam-panorenana ho an'ireo kaominina miisa valo. Nandritra izany ihany koa no nanatanterahana ny fiaraha-miasa hanamboarana ny lalan'i Betambatra, izay mampitohy fokontany dimy ao anatin'ny Kaominina Ambanivohitra Manjakandriana.

‎"Azo atao ny manavao ao anatin'ny fotoana fohy, raha tena misy ny finiavana🇲🇬🙏."

‎🔴Mankasitraka izao fitondrana izao ny mponina, noho ny ezaka sy ny asa fampandrosoana tanterahina ho an'ny vahoaka.🙏🇲🇬

🇲🇬💪Ho an ny tanindrazana🚨Andrimasom-pokonolona amin zao 🔴23h:09min 28/07/26 🇲🇬🔴Pitandro filaminana,🔴Faritra analamanga🔴K...
28/07/2026

🇲🇬💪Ho an ny tanindrazana
🚨Andrimasom-pokonolona amin zao 🔴23h:09min 28/07/26 🇲🇬
🔴Pitandro filaminana,
🔴Faritra analamanga
🔴Kaominina
🔴Fokotany..

30/06/2026

🇲🇬"Tsy misy maharitra ny fahasahiranana fa mandalo."🇲🇬

Address

67h Nord
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mponina Analamanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share