Esprit d'Entreprise

Esprit d'Entreprise Cabinet de consultance spécialisé en entrepreneuriat et en développement durable.

Depuis 2005, Esprit d'Entreprise - EdE, accompagne les PMEs et entrepreneurs malagasy dans leur développement, en proposant des solutions adaptées au contexte local.

Joyeuse Pentecôte !🕊️L’équipe d’ Esprit d'Entreprise  vous souhaite une journée guidée par la paix et la lumière du Chri...
24/05/2026

Joyeuse Pentecôte !🕊️

L’équipe d’ Esprit d'Entreprise vous souhaite une journée guidée par la paix et la lumière du Christ, source de renouveau et d’inspiration.✨💖🤍

22/05/2026
Araka ny fanadihadiana VCA4D, mahatratra 200 000 taonina ny arachide en coque vokarina isan-taona eto Madagasikara. Amin...
22/05/2026

Araka ny fanadihadiana VCA4D, mahatratra 200 000 taonina ny arachide en coque vokarina isan-taona eto Madagasikara. Amin’io dia 60 000 taonina no aondrana any Azia, kanefa mbola kely dia kely ny famokarana menaka eto an-toerana.
Amin’ny lafiny ara-toekarena, manampy 546 miliara Ariary amin’ny toekarena eto amin’ny firenena ny filàn’ity, izay 1,1 % amin’ny PIB, ary mamorona asa ho an’ny 343 000 olona any ambanivohitra.
Ny manampahaizana dia manoro hevitra ny hananganana stratejia momba ny famokarana menaka arachide eto an-toerana, mba hampihenana ny fanafarana sy hiadiana amin’ny aflatoxine.

.

Sehatry ny Vanila: Manamafy ny Fampiasam-bola eto Madagasikara ny Vondrona Amerikana.Ny vondrona amerikana   (Internatio...
22/05/2026

Sehatry ny Vanila: Manamafy ny Fampiasam-bola eto Madagasikara ny Vondrona Amerikana.

Ny vondrona amerikana (International Flavors & Fragrances), mpitarika manerantany amin’ny sy ny akora fampiasana sakafo, dia nanokatra Centre d’innovation ho an’ny vanila mirefy 650 m² ao Toamasina.
Miorina akaikin’ireo faritra famokarana lehibe, ity ivontoerana ity dia natokana ho an’ny:
-Fanadihadiana sy fitsirihana ny vanila.
-Famoronana hanitra vaovao
-Fampandrosoana sy fampiharana teknika vaovao.
Ahitana ihany koa ny La Bloomery, toerana fikarohana momba ny karazana vanila sy ny teknika aorian’ny fiotazana.
Ny tanjon’ity fampiasam-bola ity dia ny hanamafy ny fanaraha-maso ny niavian’ny vokatra sy ny kalitao, hanatsara ny faharetan’ny rojo famatsiana, ary hanamafy ny toeran’i Madagasikara amin’ny famokarana vanila maneran-tany.

LANCEMENT OFFICIEL DE L’ANTENNE RÉGIONALE DE L’EDBM DANS LA RÉGION FITOVINAGNY.Nous avons eu l’honneur d’assister au lan...
20/05/2026

LANCEMENT OFFICIEL DE L’ANTENNE RÉGIONALE DE L’EDBM DANS LA RÉGION FITOVINAGNY.

Nous avons eu l’honneur d’assister au lancement officiel de l’antenne régionale de l’EDBM – Economic Development Board Madagascar, qui s’est déroulé ce mercredi 20 mai 2026 à l’Accès Banque Tanambao-Obimena, à Manakara, un événement marquant pour le développement économique de la région. La cérémonie s’est tenue sous le patronage de Monsieur RAZAFINTSIANDRAOFA Jean Brunelle, Chef de Région FITOVINAGNY, avec le soutien du Projet PIC 3.

L’événement a été ponctué par un discours mettant en lumière l’importance de promouvoir le développement des entreprises locales et de soutenir les investissements nationaux.

EDBM, acteur central du développement économique à Madagascar, a pour missions principales :
-Promouvoir les investissements.
-Améliorer le climat des affaires.
-Faciliter la création et le développement des entreprises.

L’ouverture de cette antenne régionale vise notamment à :
-Soutenir la croissance des petites et moyennes entreprises (TPME) locales.
-Encourager les investissements nationaux dans une région riche en ressources naturelles et à fort potentiel.
-Simplifier les démarches administratives et réduire les contraintes fiscales pour les porteurs de projets.

Cet événement représente un pas concret pour accompagner et dynamiser le développement économique de la région, offrant aux entrepreneurs un accompagnement direct et professionnel pour leurs projets.


-------------------------------------------------------

FANOKAFANA OFISIALY NY ANTENNE RÉGIONALE EDBM AO FITOVINANY.

Faly izahay nahazo ny fahafahana nanatrika ny fanokafana ofisialy ny Antenne Régionale an’ny EDBM – Economic Development Board Madagascar, izay natao ny 20 Mey 2026 tao amin’ny Accès Banque Tanambao-Obimena, Manakara.

Hetsika iray manan-danja ho an’ny fampandrosoana ara-toekarena eo an-toerana ity.
Izay eo ambany fihahian'i Razafintsiandraofa Jean Brunelle, Lehiben’ny Faritra Fitovinany, ary notohanan’ny Projet PIC 3.

Nisongadina nandritra ny lahateny rehetra ny maha-zava-dehibe ny fanohanana ny fandraharahana eo an-toerana sy ny fampiroboroboana ny fampiasam-bola eto Madagasikara.

Anjara asa lehibe ataon’ny EDBM:
-Mampiroborobo ny fampiasam-bola sy ny fampandrosoana ny toekarena.
-Manatsara ny tontolon’ny fandraharahana.
-Manamora ny famoronana sy fampandrosoana ny orinasa.

Tanjon’ny ity hetsika ity:
-Manohana ny fitomboan’ny TPME ao an-toerana.
-Mandrisika ny fampiasam-bola ao amin’ny faritra manankarena amin’ny harena voajanahary.
-Manamora ny dingana ara-panjakana sy mampihena ny vesatra ara-ketra ho an’ireo mpandraharaha.

Ity hetsika ity dia dingana lehibe hanamafisana ny fampandrosoana ara-toekarena ao amin’ny faritra, manome fanohanana mivantana sy matihanina ho an’ireo mpandraharaha.

💼SHORT TRAINING : Différenciation Concurrentielle.📑📊Rendez votre projet unique et attirez plus de clients grâce à cette ...
19/05/2026

💼SHORT TRAINING : Différenciation Concurrentielle.📑📊

Rendez votre projet unique et attirez plus de clients grâce à cette méthode simple en 4 étapes :

1️⃣ OBSERVEZ LES AUTRES (La Concurrence)
•Listez vos 3 concurrents principaux.
•Analysez leurs sites et réseaux sociaux.
•Notez leurs prix et produits phares.

2️⃣ TROUVEZ LEURS FAILLES (Le Problème)
•Lisez les avis négatifs (1 ou 2 étoiles) sur Google ou Amazon.
•Repérez ce qui frustre les clients : livraison lente, service médiocre, produit compliqué…
•Cette faille est votre opportunité pour vous démarquer.

3️⃣ CRÉEZ VOTRE "SUPER POUVOIR" (La Différence)
•Choisissez UNE chose à faire mieux qu’eux.
•Exemples :
-Eux sont chers ? Soyez plus économique.
-Eux s’adressent à tout le monde ? Devenez le spécialiste d’un seul public.
-Eux sont lents ? Soyez le plus rapide.

4️⃣ CRÉEZ VOTRE PHRASE MAGIQUE (Le Message)
•Remplacez “Je vends des pizzas” par un message qui montre immédiatement votre unicité.
•Exemple historique de Domino’s Pizza :
“Votre pizza chaude livrée en moins de 30 minutes, ou elle est gratuite.”

✓Pourquoi ça marche?
Ils ne disent pas que leur pizza est la meilleure. Ils attaquent la frustration principale des clients de l'époque: la peur de manger une pizza froide après une heure d'attente.

💡 Besoin d’accompagnement pour rendre votre projet irrésistible ?
Esprit d’Entreprise, votre cabinet de consultance, est là pour vous guider vers le succès.

📞 038 07 360 49
📧 [email protected]

19/05/2026
Nosy Iranja: Voasokajy ho faha-4 amin'ireo tora-pasika 50 tsara indrindra maneran-tany ny taona 2026. 🌊🏖️Ny Nosy Iranja,...
19/05/2026

Nosy Iranja: Voasokajy ho faha-4 amin'ireo tora-pasika 50 tsara indrindra maneran-tany ny taona 2026. 🌊🏖️

Ny Nosy Iranja, amorontsirak’i Madagasikara, dia voasokajy ho faha-4 amin’ireo tora-pasika 50 tsara indrindra maneran-tany ny taona 2026. Ity toerana ity dia tena miavaka amin’ny hakanton’ny tontolo voajanahary misy azy.
Misy nosy roa: Nosy Iranja Be sy Nosy Iranja Kely, izay mifandray amin’ny lalana fasika mirefy 2 km rehefa ambany ny rano. Rehefa miakatra ny ranomasina kosa, difotry ny ranomasina manga ilay lalana, ka manome endrika tsy manam-paharoa ny tora-pasika.
Malaza ihany koa ny Nosy Iranja noho ny sokatra an-dranomasina, izay manatody eto, ary manintona mpitsidika maro ihany koa ny filomanosana, ny snorkeling, ary ny fitsidihana ny zavamaniry tropikaly manodidina.
Ny Nosy Iranja dia toerana tonga lafatra ho an’ireo tia natiora, filaminana, ary tora-pasika milamina.

Address

H85 Bis Miadana Alasora
Antananarivo
103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Esprit d'Entreprise posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Esprit d'Entreprise:

Share