Jaba Madagascar

Jaba Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jaba Madagascar, Brand, Antananarivo.

💃 La famille s’agrandit ! Clique sur “Suivre” et invite aussi tes amis gourmands 😋✹
01/06/2026

💃 La famille s’agrandit ! Clique sur “Suivre” et invite aussi tes amis gourmands 😋✹

Tratry ny Fetin’ny Reny ho an’ireo reny miavaka rehetra 💐​Anio, soraty ao amin’ny fanehoan-kevitra izay tianao amin’ny r...
31/05/2026

Tratry ny Fetin’ny Reny ho an’ireo reny miavaka rehetra 💐​
Anio, soraty ao amin’ny fanehoan-kevitra izay tianao amin’ny reninao ary asio marika (taguez) izy ❀

Ny tsiambaratelon’ny sakafo tsara dia manomboka amin’ny tsiro Jaba.
29/05/2026

Ny tsiambaratelon’ny sakafo tsara dia manomboka amin’ny tsiro Jaba.

Sakafo mampivondrona olona, tsiro tsy hay hadinoina miaraka amin’i Jaba.
27/05/2026

Sakafo mampivondrona olona, tsiro tsy hay hadinoina miaraka amin’i Jaba.

Ny sakafo tsara dia manomboka amin’i Jaba – tsiro manova zavatra!
22/05/2026

Ny sakafo tsara dia manomboka amin’i Jaba – tsiro manova zavatra!

Tsy hay tohaina, tena matsiro! Rehefa mahandro i mama dia miparitaka manerana ny trano ny hanitra
 ary fantatray ny tsia...
20/05/2026

Tsy hay tohaina, tena matsiro! Rehefa mahandro i mama dia miparitaka manerana ny trano ny hanitra
 ary fantatray ny tsiambaratelo. Iza no afaka maminavina

Amin’ny fotoana rehetra sy na aiza na aiza, Jaba dia manova ny fotoana miaraka amin’ny fianakaviana ho fety tena izy. Am...
18/05/2026

Amin’ny fotoana rehetra sy na aiza na aiza, Jaba dia manova ny fotoana miaraka amin’ny fianakaviana ho fety tena izy. Ampio fotsiny ao anaty sakafo izy dia jereo ny tsiky mamirapiratra amin’ny tavan’ny havanao

Hafa ihany rehefa matsiro ny sakafo đŸ„șđŸ„°Indrindra moa rehefa asiana Jaba, mafilotra ery đŸ€€Te anampy vary foana đŸ«Ł
15/05/2026

Hafa ihany rehefa matsiro ny sakafo đŸ„șđŸ„°
Indrindra moa rehefa asiana Jaba, mafilotra ery đŸ€€
Te anampy vary foana đŸ«Ł

Ny fotoana miaraka amin’ny fianakaviana dia mamy kokoa rehefa eo am-pisakafoana miaraka amin’ny sakafo matsiro.
13/05/2026

Ny fotoana miaraka amin’ny fianakaviana dia mamy kokoa rehefa eo am-
pisakafoana miaraka amin’ny sakafo matsiro.

Isaky ny manaikitra dia feno tsiro mahafinaritra miaraka amin’i Jaba.
11/05/2026

Isaky ny manaikitra dia feno tsiro mahafinaritra miaraka amin’i Jaba.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jaba Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category