28/05/2026
Ianareo mpanjifa no Antom-pisianay🙏🏻…Mankasitraka indrindra tompoko amin’ny fahatokisana anay …
Modèle 30 place izy ity lafo aby menabe any🙏🏻…
Afaka mametraka fahatokisana aminay ianareo raha hanao commande …Manana patente à jour Tsara ..
Qualité Tena Tsara ary Asa matotra indrindra amin’ny fotoana
Raha liana ianao Afaka miantso na miresaka mivantana aminay
Tel: 034 56 718 96